| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 banky fametraham-bola | 
| Singan-teny | 2banky, 3fametrahana, 4vola | 
| Sokajin-teny | 5 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
6 banky mandray petra-bola avy amin'ny olon-tsotra ary mampiasa izany amin'ny fampindramana amin'ny fepotoana fohy [1.13] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 banque de dépôt [1.13] | 
| Voambolana | 8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |